diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 38019de..c519a03 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, tonga aminareo. Ity filazantsara ity de mitondra vokatra maro magneragna an'izao tontolo izao. Izany de efa natao taminao my koa nanomboka \ No newline at end of file +\v 4 Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. \v 5 Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, \v 6 tonga aminareo. Ity filazantsara ity de mitondra vokatra maro magneragna an'izao tontolo izao. Izany de efa nagnano an'izany taminao my koa nanomboka tamin'ny andro naregnesanao an'azy sady nenaranao ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra amin'ny marina. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 893825e..ab10f4a 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -37,6 +37,7 @@ ], "finished_chunks": [ "01-title", - "01-01" + "01-01", + "01-04" ] } \ No newline at end of file