Fri Oct 25 2019 08:59:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 08:59:33 -04:00
parent e26e32c8c5
commit 846f1e9e55
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Vonio, aveo, ny mpikambana eto an-tany-ny filan-dratsy, fahalotoana, firehetan'ny filana, fagniriana ratsy sady fahatendana, ny fanompoan-tsampy. Avy amin'ny raha io no nahatongavan'ny havigniranan'Andriamanitra amin'ny zanaka ny tsy fankatoavana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: Ny dikan-teny taloha sanagny mivaky hoe: " Avy amin'io no mahatonga ny havigniran'Andriamanitra."] Tamin'ny raha nandehananareo io taloha my koa ndreka mbola niaigna tamin'io anareo. Fa amin'izao anareo de tsy maintsy magnary an'ny raha marobe io - havignirana, faha
\v 5 \v 6 \v 7 Vonio, aveo, ny mpikambana eto an-tany-ny filan-dratsy, fahalotoana, firehetan'ny filana, fagniriana ratsy sady fahatendana, ny fanompoan-tsampy. Avy amin'ny raha io no nahatongavan'ny havigniranan'Andriamanitra amin'ny zanaka ny tsy fankatoavana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: Ny dikan-teny taloha sanagny mivaky hoe: " Avy amin'io no mahatonga ny havigniran'Andriamanitra."] Tamin'ny raha nandehananareo io taloha my koa ndreka mbola niaigna tamin'io anareo. \v 8 Fa amin'izao anareo de tsy maintsy magnary an'ny raha marobe io - fahasorenana, , havignirana, ny fiakasan-dratsy, ny fanevatevana, mban'ny ny fahavetavetana avy amin'ny vavanareo.