Thu Oct 24 2019 18:11:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:11:20 -04:00
parent bd77f7603d
commit 760556f570
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza apetraka hisy ndre iza ndre iza miaragna fanetrentegna mban'ny fideranan'ny anjely hitsara anareo ka tsy ka tsy hazaonareo ny lokanareo. Ny olona karan'izany de miditra amin'ny raha hitany ka manjary mirehareha amin'ny fisaignan'ny nofony. Tsy mitana ny lohany izy. Zany de avy amin'ny saigna nomen'Andriamanitra ny vatagna marobe magneragna ny vanin-taolagnany mban'ny hozatrany magnome ka mitàna an'ny raha marobe izany mi
\v 18 Aza apetraka hisy ndre iza ndre iza miaragna fanetrentegna mban'ny fideranan'ny anjely hitsara anareo ka tsy ka tsy hazaonareo ny lokanareo. Ny olona karan'izany de miditra amin'ny raha hitany ka manjary mirehareha amin'ny fisaignan'ny nofony. \v 19 Tsy mitàna ny lohany izy. Zany de avy amin'ny saigna nomen'Andriamanitra ny vatagna marobe magneragna ny vanin-taolagnany mban'ny hozatrany magnome ka mitàna an'ny raha marobe izany mitambatra; zany de mitombo miaraka amin'ny fampitomboana nomen'Andriamanitra.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Na maty niaraka tamin'i Kristy

View File

@ -55,6 +55,7 @@
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-16"
"02-16",
"02-18"
]
}