diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index 5fef9c3..82a45be 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -Na maty niaraka tamin'i Kristy anareo tamin'ny endrikan'izao tontolo izao, nagnino arika anareo miaigna karan'ny voatery amin'ny tany: "Aza mihodigna, aza magnandragna, sady aza mikasika?" Izany raha marobe izany de ho fahalovana, magnaraka ny torolalana mban'ny fampenaran'olombelona. Io fitsipika io de managna fahakantenan'ny fomba fivavahana, ny fagnetren-tegna zay \ No newline at end of file +\v 20 Na maty niaraka tamin'i Kristy anareo tamin'ny endrikan'izao tontolo izao, nagnino arika anareo miaigna karan'ny voatery amin'ny tany: \v 21 "Aza mihodigna, aza magnandragna, sady aza mikasika?" \v 22 Izany raha marobe izany de ho fahalovana, magnaraka ny torolalana mban'ny fampenaran'olombelona. \v 23 Io fitsipika io de managna fahakantenan'ny fomba fivavahana, ny fagnetren-tegna zay nataon'ny tegnany manokana sady fampijalena ny vatagna. Fa iary zareo de tsisy dikany amin'ny fanoherana fandeferan'ny filan'ny nofo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index a192a86..371d86d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,7 @@ "02-10", "02-13", "02-16", - "02-18" + "02-18", + "02-20" ] } \ No newline at end of file