-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/13.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 13 Nanagna raha maro ho soratana aminareo aho, fa tsy magniry hanoratra an'izany aminareo amin'ny penina mban'ny ranomainty aho. \v 14 Kanefa magnantegna aho hahita anareo tsy ho ela, de hikoragna mivantagna antsena. \v 15 Ho aminareo anie ny fedanana. Magnano veloma anao ny akama aty. Veloma agny amin'ny akama tsitokatokana isaky ny agnarany aby.