-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/01.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 1 Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. \v 2 A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. \v 3 Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nijoro vavolombelona tamin'ny fahamarinanao, kara ny andehananaao amin'ny marina. \v 4 Tsy managna hafalena be ambonin'ity aho, de ny haregnesako fa mandeha amin'ny fahamarinana ny zanako.