-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/08.txt

1 line
273 B
Plaintext

Karan'izany my koa i Jana sy i Jambra nitsangana noanohitra an'i Mosesy. Tamin'izany de nitsangana my koa ny mpampianatra sandoka io hanohitra ny marina. Iary zareo io de lilahy ratsy fisaignana, tsy nankasitrahana tamin'ny finôna. Fa tsy handroso lavitra iary zareo. Satr