-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/15.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 15 Lalanareo zany, fa zay nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Tamin'ny fikambanana io iary Fizelio mban'ny Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika izy sady tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo anie hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'Azy amin'ny andro zany. Tamin'ny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.