-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/12.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 12 Ka nony antony zany de mijaly amin' io raha io my koa zaho. Fa tsy megnatra zaho, satria lalako Izy no ninoako. Resy lahatra zaho fa afaka mitagna zay efa nankiniko tamin'Azy Izy mandra-peveny andro zany. \v 13 Tano ny ohatra momba ny hafatran'ny finona zegny regninareo taminaha, miaraka amin'ny finona sy fitiavana amin'ny Kristy Jesosy.\v 14 NY raha tsara zegny nataon' Andriamanitra taminao, embeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, zay miaigna amintsena.