-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/06.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 6 Izany no atony nampahatsiaroviko anao mba hampiasanao ndreka ny fagnomezan'Andriamanitra ao aminao avy amin'ny fametrahako tanagna.\v 7 Fa Andriamanitra tsy nagnome fanahin'ny tahotra ho antsena, fa ny heri de ny fitiavana sady fifehezan-tegna.