-x-antambahoaka_2ti_text_reg/04/17.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 17 Fa ny Tompo de nitsangana tambadika anaha teo ka nampaherey anaha mba, amin'ny alalako, ny fagnamboarana de afaka maregny ny Jentilisa marobe. Izaho de avotra tamin'ny vavan'ny liogna. \v 18 Ny Tompo de hagnavotra anaha amin'ny asan'ny ratsy marobe sady hamonjy anaha amin'ny fanjakany agny an-danitra. Ho anazy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena.