-x-antambahoaka_2ti_text_reg/04/11.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 11 Lioka raika my no miaraka aminaha. Alaivo i Marka de indosy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. \v 12 Tykiko de nalefako tagny Efasosy. \v 13 Ny lamba zay navelako tao Troasy miaraka amin'ny Karpo, de indosy igny ndreka tonga anao, de ny boky, indrindra fa ny mifogno hoditra.