-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/14.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 14 Fa na anareo koza, mipetraka amin'ny raha zegny efa nenaranareo sady efa ninônareo mafy hoe avy amin'iza no efa nenaranareo. \v 15 Fantanareo fa hatramin'ny fahazazana de efa nahalala ny asa soratra masina anareo. Izy io de hahavita hampakanty anareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finôna an'i Jesôsy Kristy.