-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/10.txt

1 line
629 B
Plaintext

\v 10 Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, \v 11 ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. \v 12 Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. \v 13 Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho agny amin'ny ratsy kokoa fehizay. Iary zareo de hitarika ny olon-kafa agny amin'ny lalan-diso. Sady iary zareo tegnany de ho vôtarika amin'izany.