-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/08.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 8 Karan'izany my koa i Jana sy i Jambra nitsangana noanohitra an'i Mosesy. Tamin'izany de nitsangana my koa ny mpampianatra sandoka io hanohitra ny marina. Iary zareo io de lilahy ratsy fisaignana, tsy nankasitrahana tamin'ny finôna. \v 9 Fa tsy handroso lavitra iary zareo. Satria ny hafokany de hita mazava amin'ny olona marobe, kara nen'ny lilahy io aby.