-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/05.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 5 hanagna ny toetra kara ny an'Andriamanitra iary zareo, kanefa de handà ny heriny. Mengà amin'ny olona io. \v 6 Satria ny sanagny tamin'io de lilahy miditra ao an-tokantrano sady mahatara ny viavy foka. Io no viavy zay tsy afaka amin'ny fahotana sady vôtarika amin'ny filàna samihafa. \v 7 Io viavy io de mianatra fehizay, kanefa tsy ho tonga amin'ny fahafantarana ny fahamarinana mihitsy.