-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/01.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 1 Fantaro izao: amin'ny farany de hisy ny fotôn-tsarotra. \v 2 Satria ny olona ho te-tegna, te vola, ho mpirehareha, ho mpidera tegna, ho tsy mpagnaja an'Andriamanitra, tsy magnaja ray aman-dreny, tsy misôtra, sady tsy masina. \v 3 Tsy hanam-pitiavana ny fianakaviany iary zareo, mpanohitohitra, ho magnendrikendrika, tsy hahafehy tegna, hahary setra, tsy ho tia ny tsara. \v 4 Ho mpamadika iary zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, tia fahafinaretana mihôtra noho ireo tian'Andriamanitra.