-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/24.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 24 Ny mpanompon'ny Tompo de tsy ronky mifanditra. fa koza tsy mentsy malemy fagnahy amin'ny marobe izy, mahay mampianatra, sady maharitra. \v 25 Tsy mentsy amin'ny fahalemem-pagnahy no ampenarany an'ny zegny manohitra an'azy. Fa angmba Andriamanitra mety hagnome an'azy ny fivalozana ho an'ny fahalalana ny marina. \v 26 Mety hierigna ndreka ny fisaignan'iary zareo io sady handao ny fandrikan'ny devoly, ndreka avy nisamboriny tamin'ny sitrapony.