-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/19.txt

1 line
657 B
Plaintext

\v 19 Na de zany aza, ny fototra mafy orinan'Andriamanitra de mitsangana. Managna ny soratra ity: "Ny Tompo de mafantatra ny zegny an'azy"ary "zegny manognona ny agnaran'ny Tompo de tsy mentsy menga amin'ny tsy fahamarinana." \v 20 Amin'ny tragnon'ny mpanan-karena, de tsy ny fitoeran'ny volamena sy volafotsy my no ao. Misy my koa ny fipetrahan'ny kakazo ny tanimanga. Ny sanagny amin'iary zareo de ho ampesaina amim-boninahitra, sady sanagny ho amin'ny fagnalam-baraka. \v 21 Raha misy olona magnadio ny tegnany ho afaka amin'ny fahafaham-baraka, de fipetrahana manan-kaja izy. Izy de vôtokana, ilain'ny Tompony, sady vôhomana amin'ny asa tsara marobe.