-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/16.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 16 Hialao ny zaka fanevatevana, zay mitondra tsikelikely any amin'ny faharatsim-pagnahy. \v 17 Ny koragnan'iary zareo de hiely karan'ny bay mandaligna. Eo antegnategnan'ny Hymeneo sy Fileto. \v 18 Iary zareo de lilahy tsy mba nahalala ny marina. Mizaka iary zareo fa ny fitsangatsanganana amin'ny maty de efa nitranga. Raten'iary zareo ny fioan'ny sanagny.