-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/14.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 14 Ampahatsiahivoan'iary zareo fehizay io raha io. Ampitandremo agnatrehan'Andriamanitra iary zareo mba ts hifamaly momba ny zaka. Noho io de tsisy raha ilaina. Noho io demisy faharatena ho an'ny zegny miteno. [Fagnamarihana: ny dikan-teny sanangny de mivaky hoe: "Ampitandremo agnatrehan'Andriamanitra iary zareo] \v 15 Omeo ny tsara avy aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitra karan'ny ankatoavina, mpiasa zegny ts managna antony hahamegnarana, zegny mampianatra ny tenin'ny fahamarinana amin'ny tokony ho izy