-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/11.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 11 Ity zaka ity de mendri-pitokisana: "Raha maty niaraka tamin'azy antsena, de ho velona hiaraka amin'azy my koa. \v 12 Raha miaritra antsena, de hanjaka hiaraka amin'azy my koa. \v 13 Raha tsy mahatoky antsena, de hahatoky my Izy, satria tsy afaka mandà ny tegnany Izy."