-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/08.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 8 Tadidio Jesôsy Kristy avy amin'ny taranakan'i Davida; zay nitsangana tamin'ny maty. Izany de mitovy amin'ny hafatran'ny filazantsarako, \v 9 zegny mampijaly anaha ny amin'ny famatorana karan'ny mpamono olona. Fa ny tenin'Andriamanitra de ts vôfatotra. \v 10 Noho izany heretako ny raha marobe ho an'ny vôfidy, mba ho afaka hangala ny fanavotana zegny amin'i Kristy Jesôsy my koa iary zareo, miaraka amin'ny voninahitra mandrakizay.