-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy avy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, kara ny fampagnategnan'ny fiainagna zay ao amin'ny kristy Jesôsy, \v 2 an'i Timoty, zanaka tena: Fahatsarana, fiantrana, sady fedanana avy tamin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesôsy Tompontsena.