\v 1 Paoly, apostolin'i Krsty jesôsy avy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, kara ny fampagnategnan'ny fiainagna zay ao amin'ny kristy Jesôsy,\v 2 an'i Timoty, zanaka tena: Fahatsarana, fiantrana, sady fedanana avy tamin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesôsy Tompontsena.