\v 1 Izaho de magnome an'ity didy hentitra ity eo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy, zay hitsara ny velona mban'ny maty, de nony fisehony mban'ny fanjakany: \v 2 Mitoria ny teny. Mivognona na amin'ny fotoana tsy amin'ny fotoana. Magnanara, mizaka mafy, mandrisiha amim-paharetana mban'ny fampianarana marobe.