auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-02 06:29:07 +03:00 committed by root
parent f0f786ee40
commit ce916e82f2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fa
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagna