auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 11:27:45 -05:00 committed by root
parent fb2cfd9f9f
commit aed4726b97
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Tompo de nitsangana tambadika anaha teo ka nampaherey anaha mba, amin'ny alalako, ny
Fa ny Tompo de nitsangana tambadika anaha teo ka nampaherey anaha mba, amin'ny alalako, ny fagnamboarana de afaka maregny ny Jentilisa marobe. Izaho de avotra tamin'ny vavan'ny liogna. Ny Tompo de hagnavotra anaha amin'ny asan'ny ratsy marobe sady hamonjy anaha amin'ny fanjakany agny an-danitra. Ho anazy