auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 11:06:13 -05:00 committed by root
parent c7679aa9bd
commit a4b1c011a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fantaro izao: amin'ny farany de hisy ny fotôn-tsarotra. Sarotra ny olona ho te-tegna, te vola, ho mpirehareha, ho mpidera tegna, ho tsy mpagnaja an'Andriamanitra, tsy magnaja ray aman-dreny, tsy misôtra, sady tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny
Fantaro izao: amin'ny farany de hisy ny fotôn-tsarotra. Sarotra ny olona ho te-tegna, te vola, ho mpirehareha, ho mpidera tegna, ho tsy mpagnaja an'Andriamanitra, tsy magnaja ray aman-dreny, tsy misôtra, sady tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaviany iary zareo, mpanohitohitra, ho magnendrikendrika, tsy hahafehy tegna, hahary setra, tsy ho tia ny tsara. Ho mpamadika iary zareo, tsisy eritreritra, mpanmbony