auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-02 18:08:11 +03:00 committed by root
parent f9736d57b0
commit 893b80342d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Ka nony antony zany de mijaly amin' io raha io my koa zaho. Fa tsy megnatra zaho, satria lalako Izy no ninoako. Resy lahatra zaho fa afaka mitana izegny efa nankiniko taminazy Izy mandra-pahavin'izany andro izany. Tano ny ohatra momba ny hafatran'ny finona zegny regninareo taminaha, miaraka amin'ny finona sy fitiavana amin'ny Kristy Jesosy. NY raha tsara zegny nataon' Andriamanitra taminao, embeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, zegny miaigna amin
\v 12 \v 13 \v 14 Ka nony antony zany de mijaly amin' io raha io my koa zaho. Fa tsy megnatra zaho, satria lalako Izy no ninoako. Resy lahatra zaho fa afaka mitana izegny efa nankiniko taminazy Izy mandra-pahavin'izany andro izany. Tano ny ohatra momba ny hafatran'ny finona zegny regninareo taminaha, miaraka amin'ny finona sy fitiavana amin'ny Kristy Jesosy. NY raha tsara zegny nataon' Andriamanitra taminao, embeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, zegny miaigna amintsika