auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-02 17:33:48 +03:00 committed by root
parent 0f43ce6a7c
commit 7e289e6e7e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampehery anaha matetika izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho. Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fa
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampehery anaha matetika izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho. Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.