auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 18:31:25 +03:00 committed by root
parent 5374966811
commit 64faeb7886
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika Izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.
\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika izy sady tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo anie hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.