auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 08:20:35 -05:00 committed by root
parent 293d5f91f6
commit 64dfe05e9f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpanompon'ny Tompo de tsy ronky mifanditra. fa koza tsy mentsy malemy fagnahy amin'ny marobe izy, mahay mampianatra, sady maharitra. Tsy mentsy amin'ny fahalemem-pagnahy no ampenarany an'ny zegny manohitra an'azy
Ny mpanompon'ny Tompo de tsy ronky mifanditra. fa koza tsy mentsy malemy fagnahy amin'ny marobe izy, mahay mampianatra, sady maharitra. Tsy mentsy amin'ny fahalemem-pagnahy no ampenarany an'ny zegny manohitra an'azy. Fa angmba Andriamanitra mety hagnome an'azy ny fivalozana ho an'ny fahalalana ny marina. Mety hierigna ndreka ny fisaignan'iary zareo io sady handao ny fandrika