diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..ad46ee2 --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Paoly, apostolin'i Krsty jesôsy avy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, kara ny fampagnategnan'ny fiainagna zay ao amin'ny kristy Jesôsy,\v 2 an'i Timoty, zanaka tena: Fahatsarana, fiantrana, sady fedanana avy tamin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesôsy Tompontsena. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt new file mode 100644 index 0000000..cf955e4 --- /dev/null +++ b/01/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Misaotra an'Andriamanitra zaho, izegny tompoiko avy tamin'ireo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, karany ahatsarovako anao fezay fezay amin'ny fivavahako na atoandro na alina.\v 4 Karany ahatsarovako ny ranomasonao, tena magniry ny hahita anao zaho, ka hofeno hafalena zaho.\v 5 Nampatsiaroviny anahy ny finoana marina, izegny niaigna voalohany tamin'ny vavy nao Loisa sady endrinao Eonisa, ka resilahatra zaho amin'izao fa miaigna ao aminao my koa izany. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt new file mode 100644 index 0000000..aacb8b2 --- /dev/null +++ b/01/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Izany no atony nampahatsiaroviko anao mba hampiasanao ndreka ny fagnomezan'Andriamanitra ao aminao avy amin'ny fametrahako tanagna.\v 7 Fa Andriamanitra tsy nagnome fanahin'ny tahotra ho antsena, fa ny heri de ny fitiavana sady fifehezan-tegna. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..6aede6f --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Aza megnatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. \v 9 Fa Andriamanitra no namonjy antsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy non'ny asantsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny de ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy.\v 10 Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiaignana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. \v 11 Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly, de ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny taloha sanagny de magnampy hoe: "Ho an'ny Jentilisa."] \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt new file mode 100644 index 0000000..ae35fe1 --- /dev/null +++ b/01/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Ka nony antony zany de mijaly amin' io raha io my koa zaho. Fa tsy megnatra zaho, satria lalako Izy no ninoako. Resy lahatra zaho fa afaka mitagna zay efa nankiniko tamin'Azy Izy mandra-peveny andro zany. \v 13 Tano ny ohatra momba ny hafatran'ny finona zegny regninareo taminaha, miaraka amin'ny finona sy fitiavana amin'ny Kristy Jesosy.\v 14 NY raha tsara zegny nataon' Andriamanitra taminao, embeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, zay miaigna amintsena. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt new file mode 100644 index 0000000..2230e02 --- /dev/null +++ b/01/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Lalanareo zany, fa zay nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Tamin'ny fikambanana io iary Fizelio mban'ny Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika izy sady tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo anie hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'Azy amin'ny andro zany. Tamin'ny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..da605df --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +2 Timoty toko 1 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 2cadbf0..8deb9fd 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -1,3 +1,4 @@ +<<<<<<< HEAD # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) @@ -25,3 +26,10 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation. No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. +======= +# License + +This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. + +If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). +>>>>>>> 52d036b38be15030ba8d0917faf7ccf1c053b7e7 diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 1f7bae8..bbb2cbc 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -25,7 +25,8 @@ "id": "reg" }, "translators": [ - "PLT-MADA007" + "PLT-MADA007", + "PLT-MAD006" ], "source_translations": [ { @@ -63,6 +64,13 @@ "03-08", "03-10", "03-14", - "03-16" + "03-16", + "01-title", + "01-03", + "01-08", + "01-01", + "01-06", + "01-12", + "01-15" ] } \ No newline at end of file