diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 1c40feb..8b554ce 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Fantaro izao: amin'ny farany de hisy ny fotôn-tsarotra. Sarotra ny olona ho te-tegna, te vola, ho mpirehareha, ho mpidera tegna, ho tsy mpagnaja an'Andriamanitra, tsy magnaja ray aman-dreny, tsy misôtra, sady tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaviany iary zareo, mpanohitohitra, ho magnendrikendrika, tsy hahafehy tegna, hahary setra, tsy ho tia ny tsara. Ho mpamadika iary zareo, tsisy eritreritra, mpanmbony \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Fantaro izao: amin'ny farany de hisy ny fotôn-tsarotra. Sarotra ny olona ho te-tegna, te vola, ho mpirehareha, ho mpidera tegna, ho tsy mpagnaja an'Andriamanitra, tsy magnaja ray aman-dreny, tsy misôtra, sady tsy masina. \v 3 Tsy hanam-pitiavana ny fianakaviany iary zareo, mpanohitohitra, ho magnendrikendrika, tsy hahafehy tegna, hahary setra, tsy ho tia ny tsara. \v 4 Ho mpamadika iary zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, tia fahafinaretana mihôtra noho ireo tian'Andriamanitra. \ No newline at end of file