auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-02 06:29:07 +03:00 committed by root
parent 919aabfc63
commit 0df6341cdf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asantsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly, de ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny taloha sanagny de magnampy hoe: "Ho an'ny Jeyilisa."]
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy non'ny asantsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly, de ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny taloha sanagny de magnampy hoe: "Ho an'ny Jeyilisa."]