auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 11:27:45 -05:00 committed by root
parent f0ee915d1a
commit 02532a8ee2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria aho de efa hisy angalaka sahady efa tonga ny fotoana engako. Izaho de efa navita ny ady tsara ; efa navita by fiazakazahana aho; efa nitàna ny finoana aho. Ny satro-boninahitry ny fahamarinana de efa voatokana ho anaha, zay omen'ny Tompo, ilay mpitsara marina, ho anaha amin'izany andro izany, sady tsy hoa anaha raika my, fa ho an'ny marobe zegny te ahita Anazy my koa. Omeo aby zegny tsara aminao agny mba handiananaomalaky aminaha aty.
Satria aho de efa hisy angalaka sahady efa tonga ny fotoana engako. Izaho de efa navita ny ady tsara ; efa navita by fiazakazahana aho; efa nitàna ny finoana aho. Ny satro-boninahitry ny fahamarinana de efa voatokana ho anaha, zay omen'ny Tompo, ilay mpitsara marina, ho anaha amin'izany andro izany, sady tsy hoa anaha raika my, fa ho an'ny marobe zegny te ahita Anazy my koa.