-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/03.txt

1 line
484 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 15:31:25 +00:00
\v 3 Misaotra an'Andriamanitra zaho, izegny tompoiko avy tamin'ireo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, karany ahatsarovako anao fezay fezay amin'ny fivavahako na atoandro na alina.\v 4 Karany ahatsarovako ny ranomasonao, tena magniry ny hahita anao zaho, ka hofeno hafalena zaho.\v 5 Nampatsiaroviny anahy ny finoana marina, izegny niaigna voalohany tamin'ny vavy nao Loisa sady endrinao Eonisa, ka resilahatra zaho amin'izao fa miaigna ao aminao my koa izany.