-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/13.txt

1 line
247 B
Plaintext

Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny [fagnamarinana: