Amin'zao de aoka i Jesôsy Kristy Tompontsena, de Andriamanitra Iabantsena zay tentsika sy nagnome antsena fampaherezana mandrakizay sy ny fahatokiana tsara ho amin'ny alalan'ny fahasoavana, hampahery sady hametraka ny fonareo