-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/03.txt

1 line
498 B
Plaintext

Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tamin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra.