-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/13.txt

1 line
521 B
Plaintext

Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena. Ka nony zany, ry rahalay, m