|
Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin' |