-x-antambahoaka_2th_text_reg/01/03.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Miresaka