-x-antambahoaka_2th_text_reg/03/01.txt

1 line
326 B
Plaintext

Amin'izao, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba hiderana sy anomezanaena voninahitra ny zakan'ny Tompo, de karan'izany my koa aminarewo. Mivavaha mba ho afaka amin'ny ratsy fagnahy sy ny olona ratsy anay, tsy olona aby io de manana finoanar. Fa ny Tompo ndreka de mahatoky,zay magnamafy tsara sady miambonga anareo amin'ny ratsy.