-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

Amin'zao ny fahatongavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena sy ny nagnotroana antsena agnaraka an'Azy: magnotany anareo zahay, ry rahalay, mba tsy mora elignelegnina na hagnorohoro anareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy zay kara ny hoe avy aminay, noho ny vokatry ny fihavian'zany andron'ny Tompo