-x-antambahoaka_2th_text_reg/03/06.txt

1 line
748 B
Plaintext

\v 6 Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. \v 7 Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. \v 8 Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. \v 9 Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba hitovy aminay anareo.