-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/13.txt

1 line
639 B
Plaintext

\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena.\v 15 Ka nony zany, ry rahalay, miorena tsara. Tano ny marina zay nampianarina anareo. Na tamin'ny teny zany na tamin'ny taratasinay.