-x-antambahoaka_2th_text_reg/02/03.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 3 Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. \v 4 Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra.