-x-antambahoaka_2th_text_reg/01/11.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 11 Nony zany de mivavaka fehizay ho anareo my koa zahay. Mivavaka zahay mba ho tsara ny hangalan'Andriamanitra antsena amin'ny fiantsoana anareo. Mivavaka zahay mba hataony amin'ny heriny ny fagnirianareo ny fahatsarana sy ny asan'ny finoana marobe.\v 12 Mivavaka ho an'zany raha zany zahay mba omenareo voninahitra ny agnaran'i Jesôsy Tompontsena. Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra atsena sy Jesôsy Kristy Tompo.